News
Latest News
Développement
Mijaly rano tanintsika ity
Mamy Gotso manatrika fivoriana iraisampirenena iray misolo tena an’i Madagasikara
Siteny RANDRIANASOLONIAIKO accueilli en héros dans sa ville natale
Siteny RANDRIANASOLONIAIKO fraichement élu président de l’Union Africaine de Judo est rentré au pays le 14 juin 2021
Taterahina ny fampanantenana
Fambolena baobab, 7 andro androany ny voany baobab, fa misy fakany kely
Education
ESCA Antanimena university
ESCA Antanimena university, Na dia avy lavitra aza dia tonga aho nanaja ny fotoana efa nifanomezako tamin’ny mpianatry ny ESCA Antanimena university androany ity. Nahafinaritra ahy ny namaly ny fanontaniana maro be mikasika ny làlam-piainana nizorako, sy ny nizara tamin’ireo tanora ny « épreuves » rehetra nandalovako. Tiako indrindra koa ny resaka sy ny fifanakalozan-kevitra […]