Judoka roa nahazo vatsimpianarana hianatra sy hanao judo mandritrany 3 taona any Tokyo Japon. Ary nianga omaly koa nakany Tokyo ireo Judoka efatra miaraka amin’ny coach 1. Isaorana ny fitondrampanjaka Malagasy sy Japon.

 

Auteur de l’article : Fondation Siteny