Ao anatin’ny famoronank’asa ho an’ny Toliara, Ny fondation Siteny dia manao ireto tolotr’asa ireto

Ao anatin’ny famoronank’asa ho an’ny tanora eto Toliara, Ny fondation siteny dia manao ireto tolotr’asa manaraka ireto :

  • mitady chauffeur na mpamily fiarakodia 20, manana permis,lahy na vavy, ampy taona
  • mitady jardinier 10 , lahy na vavy, ampy taona, efa manana traikefa eo amin’ny sehatry ny fambolena

Marihina fa ho tombony lehibe ny fanananao diplaoma amin’ireo tolotr’asa ireo
Miavia ao amy TVPLUS Toliara immeuble Siteny Andaboly ny sabotsy 5 May amin’ny 4ora folakandro tsy diso ary andeso antana ny CV-nao.

Auteur de l’article : Fondation Siteny