Eo ampanomanana ny fandraisana ireo mpamily 20 manaraka.

Eo ampanomanana ny fandraisana ireo mpamily 20 manaraka anatin’ny andiany faharoa ny fondation siteny amin’izao fotoana izao. Marihina fa mpamily 100 no tanjona aty ampiandohana.

Ireto aby ireo mpamily Bus Bajaj 20 voaramby anatin’ny andiany voalohany :

  1. Lahy Mandimbison,
  2. Razafindramaro Geda,
  3. Randriamamelona Alexis,
  4. Remamy Razafimiroe,
  5. Tsiresy Jean Modeste,
  6. Rasamimanana Lovasoa,
  7. Mara Vorilahatsy,
  8. Manola Jean Casimir,
  9. Fredoux Razafianaka,
  10. Christian Mamindraza Séraphin,
  11. Andriamisa Yves Gilbert,
  12. Chrétien Rizzah,
  13. Urbain Nouvel Jean Félix,
  14. Ramiadantsoa Soandro Alain,
  15. Angelo Fidelice Tobea,
  16. Randrianantenaina Dominique,
  17. Fanatera Jean Bosco,
  18. Rakotoarisoa Victor,
  19. Andriampahasoavana Odlin,
  20. Mampidera Richard.

Auteur de l’article : Fondation Siteny