Tonga namaly ny antso nataon’i Eric fou hehy

Tonga namaly ny antso nataon’i Eric fou hehy. Tamin’ny alalan’ny Fondation Siteny ny fianakavian’i Siteny Randrianasoloniaiko 4 mianaka. Izy roa mianadahy no nivavaka ho an’i Eric.
Ny Fondation Siteny no hiantoka ny fitsaboana rehetra eto an-toerana sy handefasana azy any ivelany. Isaorana koa ny fitondrampajakana hiantoka ny fitsaboana any ivelany. Samy Malagasy isika tokony hifankatia.

Auteur de l’article : Fondation Siteny