Bozaka maitso ho an’ny Tanora eto Toliara

Ny fondation Siteny dia faly nanolotra bozaka maitso ho an’ny Tanora eto Toliara (Kianja maître Kira). Midika izao fa azo ato maitso tanteraka ny tananan’i Toliara manontolo

Auteur de l’article : Fondation Siteny