Miakatra hatrany ny dingana ataon’i Tojoniaina Raimond Dorothé

Miakatra hatrany ny dingana ataon’i Tojoniaina Raimond Dorothé hanantanteraka ny nofinofiny
Tovovavy 19taona isan’ireo mpianatra raisin’ny fondation siteny antanana amin’ny fianarany
Afaka soamatsara tamin’ny fanadinana hidirana amin’ny spécialisation dentiste ao amin’ny universite Mahajanga izy
,raha toa ka mpianatra 25 ihany no raisin’ity sampam-pianarana ity tamin’ireo mpianatra 150 niatrika ny fanadinana

Auteur de l’article : Fondation Siteny