Nomena fitaovam-pianarana ireo nahazo salanisa 18/20 sy 19/20

Ankoatra ny loka lehibe izay homena ny mpianatra mendrika CEPE dia nomena fitaovam-pianarana ireo nahazo salanisa 18/20 sy 19/20. Nahafinaritra ny fiarahana tamin’ireo mpianatra mendrika.

Auteur de l’article : Fondation Siteny