Noraisin’ny vahoaka eto Toliara androany i Carine

Noraisin’ny vahoakany Toliara androany Carine Ilay zanaky Fianarantsoa izay voalohany teto Madagascar tamin’ny Bacc 2019,
17,92/20, mpianatra Saint Francois Xavier ao Fianarantsoa.

Auteur de l’article : Fondation Siteny