Ramatoa kely Rabekoto Harivola Bac 2020 ho any USA

Mpianatra eto Analamanga Antananarivo no voalohany tamin’ny Bacc 2020 teto Madagascar. Serie C. Moyene 17,62. Ramatoa kely Rabekoto Harivola. 17 taona. Lasany izany le loka lehibe hankany USA.

Auteur de l’article : Fondation Siteny