BEPC 2019

Ny Fondation Siteny dia mirary fahombiazana ho any mpanao fanadinana rehetra. Tsy hadino ireo Jamba. Neny 65 ans koa izay anisany mpianatra maka fanadinana

CEPE 2019

Ny Fondation Siteny dia miarahaba ny mpianatra izay afaka CEPE. Mpianatra 200 no hahazo fanomezana avy aminy Fondation Siteny.

Judo : les premieres médailles des jeux des iles 2019

Médaille d’or Nazir Bin Abdou 🥇 Médaille d’or Rasoanaivo Razafy Laura 🥇 Médaille d’argent Ratsiavy Alexandrine Norah 🥈 Médaille d’argent Rambeloson Lita 🥈 Médaille de bronze Rakotovelo Mialy 🥉 Médaille de bronze Andrianaivoravelona Tatiana 🥉