Sports and Cultures Minister of Israel Ms Miri Regev
Catégorie : Culture
Mba nanao vavaka ho antsika namana rehetra sy ho any Malagasy izay tratran’ny ranobe.
Nanao vavaka ho antsika namana rehetra sy ho any Malagasy izay tratran’ny ranobe.
Challenge Police
Mahagaga fa nisy namana tsy te hitonona anarana no hanome ny loka moto ho any police mendrika @ fanamby izay nataontsika. Ka izay be mpanolotra indrindra ao am pejy Facebook « Siteny Foundation » no hahazo azy am lahady eriny
Madagascar : manifestation à Tuléar contre le projet « Toliara Sands » sur TV5 Monde
Dans le sud-ouest de Madagascar, le projet minier « Toliara Sands » mobilise contre lui depuis plusieurs années. Selon ses détracteurs, il menace l’environnement et risque d’exproprier nombre de villageois de terres qu’ils possèdent depuis toujours. Les autorités, elles, y voient une chance pour le développement local. https://information.tv5monde.com/afrique/madagascar-manifestation-tulear-contre-le-projet-toliara-sands-256455
La Fondation Siteny présente au défilé du 26 juin (Toliara)
Fondation Siteny et Toliara Miranaga presents pendant le défilé du 26 juin à Toliara
Ho an’i Neny be fitiavana
Ho an’i Neny be fitiavana. Arabaina manokana am fo feno fitiavana ianareo reny Malagasy rehetra. Ho lava andro hiainana sy feno fahasambarana ny fiainanareo.
Miora mpandresy Kopikole 2017 solontenany Antananarivo izay mivahiny eto Paris
Miora mpandresy Kopikole 2017 solontenany Antananarivo izay mivahiny eto Paris. Ny fianankaviana sy ny fondation Siteny no mikarakara ny kopikole tsika.
firaisan-kinantsika nandray ny kopikolé sy découverte Tsilira sy kopikolé Elidiot
Misaotra ny vahoakan’i Toliara tsy ankanavaky tamin’ny firaisan-kinantsika nandray ny kopikolé sy découverte rehetra izay nanotrona ny maherifotsika Tsilira sy kopikolé Elidiot
Manome lanja ny fanabeazana sy ny kolotsaina maha Malagasy.
Ny groupe Siteny sy fondation Siteny ary British school dia manome lanja ny fanabeazana sy ny kolotsaina maha Malagasy.
Aja ampela manao kabary (Taratry Talenta)
Aja ampela manao Kabary. Mirehaky am’ty namany