Mpianatra mendrika 2019 any new york

Tongava soa eto New York ireo mpianatra mendrika 2019 tarihan’i Siteny Randrianasoloniaiko. Tantaran’ny Central park Manhattan Gepostet von Siteny Foundation am Montag, 25. Februar 2019 Time square New York Gepostet von Siteny Foundation am Sonntag, 24. Februar 2019  

Miakatra hatrany ny dingana ataon’i Tojoniaina Raimond Dorothé

Miakatra hatrany ny dingana ataon’i Tojoniaina Raimond Dorothé hanantanteraka ny nofinofiny Tovovavy 19taona isan’ireo mpianatra raisin’ny fondation siteny antanana amin’ny fianarany Afaka soamatsara tamin’ny fanadinana hidirana amin’ny spécialisation dentiste ao amin’ny universite Mahajanga izy ,raha toa ka mpianatra 25 ihany no raisin’ity sampam-pianarana ity tamin’ireo mpianatra 150 niatrika ny fanadinana