Félicitations au Professeur Raymond RANJEVA élu Président de l ’Académie africaine des sciences religieuses, sociales et politiques le 13 Novembre 2021 à Dakar.
Catégorie : Politique
ZAKAY ARIK’ARO « SITENY RANDRIANASOLONIAIKO »
Nisy lahatsoratra nivoaka tamin’ny 25 oktobra 2021 nilaza ny fihaonako tamin’i Marco Randrianisa. Tiako my mampahafantatra fa ny zanany vavy TIAVO RANDRIANISA dia tompon-daka amin’ny taranja taekwondo any Eoropa. Ary tsapako fa tena afaka mampiakatra avo dia avo ny voninahim-pirenena Malagasy izy. Amin’ny maha Filohan’ny Komity Olympika Malagasy ny tenako, dia noraisiko ho adidy lehibe […]
Siteny Thierry Randrianasolo-Niaiko is one of Madagascar’s most accomplished public figures
Siteny Thierry Randrianasolo-Niaiko is one of Madagascar’s most accomplished public figures. The businessman, politician and sports administrator was elected in May this year as president of the African Judo Union, the highest governing body for the combat sport in Africa. A successful businessman, Randrianasolo-Niaiko’s interests have spanned telecom distribution and the media. He is the […]
Bas Mangoky
Bas MANGOKY Gepostet von Siteny Thierry am Mittwoch, 22. Januar 2020
Nitana ny teny nataony ny Andriamatoa Filoha Andry Nirina Rajoelina, Tamin’ny alalana Ministre Toto no nandoava ny karama 4 volana ho any Mpiasany commune Toliara voalohany. Amin’ny maha Député dia Isaorako ny fitondrana mahefa nahatsiaro anay.
Hitsin-dalana 28 sept 2019 Solombavam-bahoaka Siteny Randrianasoloniako
Fanolorona Samboady
Isaorako Andriamanitra, Isaorako koa ianareo nifidy sy matoky anay mirahalahy ho Députe anareo. Ho tandremana tahaka ny anak’andriamaso ny adidy nomenareo anay.
Aoka ny sitrapon’Andriamanitra no ho tanteraka
Faradoboka député Toliara I, Aoka ny sitrapon’Andriamanitra no ho tanteraka
Misaotra antsika équipe sy mpanohana rehetra tamin’ny fifanomezan-tanana
Misaotra antsika équipe sy mpanohana rehetra tamin’ny fifanomezan-tanana, fa isika tsy maintsy mandresy