Madagascar : manifestation à Tuléar contre le projet « Toliara Sands » sur TV5 Monde

Dans le sud-ouest de Madagascar, le projet minier « Toliara Sands » mobilise contre lui depuis plusieurs années. Selon ses détracteurs, il menace l’environnement et risque d’exproprier nombre de villageois de terres qu’ils possèdent depuis toujours. Les autorités, elles, y voient une chance pour le développement local. https://information.tv5monde.com/afrique/madagascar-manifestation-tulear-contre-le-projet-toliara-sands-256455

Nanolotra vola mitentina 15 million d’ariary ho an’ ireo Champions telo

Ankoatra ny fanotronan’i vahoakan’i Toliara ireo mahery fo n’ireo Champions d’Afrique Kickboxing telo mirahalahy. Nanolotra vola mitentina 15 million d’ariary ho an’ ireo Champions telo koa ny federasiona malagasin’ny kickboxing. Nahatsiaro manokana nanantanteraka rakitra Téléthon ho an’i Eric Fou hehy ihany koa ny vahoakan’i Toliara izay hatolotra manontolo ho azy

Tonga namaly ny antso nataon’i Eric fou hehy

Tonga namaly ny antso nataon’i Eric fou hehy. Tamin’ny alalan’ny Fondation Siteny ny fianakavian’i Siteny Randrianasoloniaiko 4 mianaka. Izy roa mianadahy no nivavaka ho an’i Eric. Ny Fondation Siteny no hiantoka ny fitsaboana rehetra eto an-toerana sy handefasana azy any ivelany. Isaorana koa ny fitondrampajakana hiantoka ny fitsaboana any ivelany. Samy Malagasy isika tokony hifankatia.