Office of international judo federation, isaorana manoka President Marius Vizer.

Judo : les premieres médailles des jeux des iles 2019

Médaille d’or Nazir Bin Abdou 🥇 Médaille d’or Rasoanaivo Razafy Laura 🥇 Médaille d’argent Ratsiavy Alexandrine Norah 🥈 Médaille d’argent Rambeloson Lita 🥈 Médaille de bronze Rakotovelo Mialy 🥉 Médaille de bronze Andrianaivoravelona Tatiana 🥉

Siteny Randrianasoloniaiko sy Teddy Riner (Baku 2018)

I Siteny Randrianasoloniako sy Teddy Riner no nanolotran’ny medaly volamena voalohany tamin’ity fifaninana tompon-daka eran-tany amin’ny taranja judo ity izay atao any Baku – Azerbaijan  » order_by= »sortorder » order_direction= »ASC » returns= »included » maximum_entity_count= »500″]

Nanolotra vola mitentina 15 million d’ariary ho an’ ireo Champions telo

Ankoatra ny fanotronan’i vahoakan’i Toliara ireo mahery fo n’ireo Champions d’Afrique Kickboxing telo mirahalahy. Nanolotra vola mitentina 15 million d’ariary ho an’ ireo Champions telo koa ny federasiona malagasin’ny kickboxing. Nahatsiaro manokana nanantanteraka rakitra Téléthon ho an’i Eric Fou hehy ihany koa ny vahoakan’i Toliara izay hatolotra manontolo ho azy